|
|
|
|

Entry1  mivatsy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia
Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana
Explanations in English  4  [1.7] to take along provisions for a journey
Explanations in French  5  [1.8] prendre des provisions pour un voyage
Root  6  vatsy
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word mivatsy

Updated on 2024/12/11