|
|
|
|

Entry1  mitondra teny tsy voafehy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona mitondra hafatra tsy mazava tsara; na ny teny nampilazaina, teny misaritaka tsy misy famaritan-kevitra
Elementary words  4  mitondra, teny, tsy, voafehy

Updated on 2024/12/07