|
|
|
|

Entry1  mitrotro
Root  2  trotro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  mamihina olona na zavatra amin' ny sandry izay ankinina amin' ny tratra [1.1]
Explanations in French  5  porter sus sa poitrine, entre ses bras [1.3]
Examples  6  Tao andrefan' i Vodiala teo akaikin' ny tetezan' I Sahabe, indray alahady maraina, vehivavy iray mitrotro zaza, no nandalo ndeha hiangona. [2.472]
7  Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  mibaby
Proverbs  13  Proverbs containing the word mitrotro

Anagrams  14  mitrotro, trotroim

Updated on 2023/01/20