Entry (1/2) | 1 misakobona |
Root | 2 sakobona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mirakotra lamba tsy misy miseho ny tenany: Misakobona ao anaty bodofotsy ny ankizy rehefa ririnina Miafina ao anaty lamba: Ikoto io misakobona ao anaty lamba io |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 misakobòna |
Root | 10 sakobona |
Part of speech | 11 imperative of active verb misakobona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] |
Explanations in French |
13 [1.3] |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |