Entry | 1 mitondra hodi-nato miantsinanana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitondra zavatra amin' ny toerana nialany teo aloha ihany (ny nato mantsy avy any an' ala atsinanana ihany) |
Explanations in French |
4 [2.165] porter de l'eau à la rivière |
Elementary words | 5 mitondra, hodi-nato, miantsinanana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |