Entry |
miantsinanana
(antsinanana (atsinanana))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha na mampitodika any atsinanana:
Hitanao ve ny nandehanan' ireny olona telo mianaka ireny?
-- Niantainanana any no nahitako azy [1.1]
|
Explanations in English | To go to the east [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | Se diriger vers l'est [1.3]
|
| Aller vers l'est [1.8]
|
Examples |
1 | Sary miantsinanana ambony miankandrefana izany hianao hono ry itsiana
[2.131]
|
2 | Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana.
[2.470]
|
3 | Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra.
[2.472]
|
4 | Hazakaza-madinika hampafana ny tena aloha no nanombohana raha vao nivoaka an' Ambodivonkely ka hiantsinanam-bava tamin' iny vahilava iny
[2.643]
|
|
Morphology |
Present : |
miantsinanana,
miantsinanam-,
miantsinanam- |
Past : |
niantsinanana,
niantsinanam-,
niantsinanam- |
Future : |
hiantsinanana,
hiantsinanam-,
hiantsinanam- |
Imperative : |
miantsinanàna |
|
Compound words |
|
Analogs |
mianavaratra ~
mianatsimo ~
miankandrefana |
Proverbs |
|
Entry |
miantsinanàna
(antsinanana (atsinanana))
|
Part of speech | imperative of active verb miantsinanana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|