Entry | 1 mianatsimo |
Root | 2 anatsimo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandeha mankany atsimo Mampitodika any atsimo: Nolazain' ny ntaolo fa ny mpamosavy no mianatsimo loha |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to go to the south |
Explanations in French |
6 [1.8] aller vers le sud |
Examples |
7 dia miezaha ialahy mianatsimo ihany ho tazan'ny mpanenjika [2.588#] 8 Hadilanana mianatsimo sy mianavaratra no nahitany an-dRazay [2.324#] |
Vocabulary |
9 Space |
Morphology |
|
Analogs | 14 mianavaratra, miantsinanana, miankandrefana |
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mianatsimo |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |