|
|
|
|

Entry (1/2)1  miantsinanana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandeha na mampitodika any atsinanana: Hitanao ve ny nandehanan' ireny olona telo mianaka ireny? -- Niantainanana any no nahitako azy
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to go to the east
Explanations in French  5  [1.3#66] se diriger vers l'est
6  [1.8] aller vers l'est
Examples  7  [2.131] Sary miantsinanana ambony miankandrefana
izany hianao hono ry itsiana

8  [2.470] Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana.
9  [2.472] Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra.
10  [2.643#9] Hazakaza-madinika hampafana ny tena aloha no nanombohana raha vao nivoaka an' Ambodivonkely ka hiantsinanam-bava tamin' iny vahilava iny
Root  11  antsinanana
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  mianavaratra, mianatsimo, miankandrefana
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word miantsinanana

Entry (2/2)20  miantsinanàna
Part of speech  21  imperative of active verb miantsinanana [Full list]
Explanations in Malagasy  22  [1.1]
Explanations in French  23  [1.3]
Root  24  antsinanana

Anagrams  25  anamantsinany, iantsinananam, miantsinanàna, miantsinanana, namintsananay, nanamaintisan

Updated on 2025/04/19