Entry | 1 mitondra loha mody |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tonga nefa tsy nahavita na inona na inona avy tany amin' izay naleha; niverina fotsiny tsy nahazo izay nalaina, tsy nahavita ny zavatra nampanaovina azy |
Elementary words | 4 mitondra, loha, mody |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |