Entry |
milanja
(lanja)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mïtondra ambony soroka, miantsoroka, mitondra amin' ny filanjana [1.1]
|
| [Bara]
Mitondra sigan'entana [1.78]
|
Explanations in English | To carry a weight on the shoulder. Compare takona
[1.2]
|
| To carry on the shoulder [1.7]
|
Explanations in French | Porter sur les épaules [1.8]
|
Examples |
1 | Izy roa lahy mpitari-dalana dia tratra aoriana ka tsy naharaka ny dian' ny milanja;
[2.649]
|
2 | Na amatory zavatra milanja 5 hatramin'ny 10 kilao ilay sandry (atombohy amin'ny 5 kg.
[2.424]
|
|
Morphology |
Present : |
milanja |
Past : |
nilanja |
Future : |
hilanja |
Imperative : |
milanjà |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
milanjà
(lanja)
|
Part of speech | imperative of active verb milanja
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|