Entry | 1 lanja |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io? Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! |
Explanations in English |
4 [1.2] weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying] 5 [1.7] weight |
Explanations in French |
6 [1.8] poids, pesanteur 7 [1.13] importance; masse, dose |
Examples |
8 Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana; [2.285] 9 Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato. [2.114] 10 mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany. [2.606] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 42 Proverbs containing the word lanja |
Updated on 2025/01/21 |