|
|
|
|

Entry1  fandanjana
Root  2  lanja
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fijerena, fanombanana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
Fandinihana, fiheverana izay mety ho vokatry ny atao; fanombantombanena
5  [1.13] fomba entina mamantatra vesatra
Explanations in French  6  [1.3#385] l'action de peser, la balance, les instruments pour calculer, pour prendre les mesures
7  [1.13] pesée; mesure de masse
Examples  8  Tsy nisy fandanjana, na fandrefesana, na fitsapana tao. [2.472#]
9  na fandanjana, toy ny raha hanam-bady, na hifidy asa, fa amin' ny raharaha andavanandro, hoy izy, iza no handany andro hikaroka izay antonony. [1.379#]
Vocabulary  10  Physics
Article  11  Randzavola: fandanjana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11