|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandanja
Root  2  lanja
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mijery ny havesatry ny zavatra iray amin' ny alalan' ny mizana: Mandanja hena
5  Mandinika, mihevitra izay mety ho vokany: Tokony handanja ny teny lazainao ianao
6  Manombantombana, maminavina izay ho vidiny: Mahay mandanja izay ho vidin' ny omby Rakoto
7  Mampitovy lanja: Tsy mahay mandanja ny vola miditra sy mivoaka ianao [1.1]
Explanations in English  8  to weigh in scales or on a weighing machine [1.2]
9  to weigh; to consider, to ponder [1.7]
Explanations in French  10  peser; réfléchir, considérer [1.8]
Examples  11  Ka mety mandanja ny sainy tokoa; [1.437#]
12  Diso isika raha tsy mandanja sy manavakavaka. [2.296#]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)18  mandanjà
Root  19  lanja
Part of speech  20  imperative of active verb mandanja
Tables and plates  21  All the active imperatives

Anagrams  22  mandanja, mandanjà, mandanja, mandanjà

Updated on 2023/01/20