Entry | 1 filanjana |
Root | 2 lanja |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Zavatra voavoatra atao fitondrana olona lanjain' ny olona efadahy 5 Asa atao rehefa milanja, izany hoe mitondra ambony soroka: Toy izao no filanjana ny entana amin' ny bao [1.1] |
Explanations in English |
6 a palanquin [1.2, 1.7] 7 a pole balanced across the shoulders for carrying. See takona. [1.2] 8 a litter for carrying the sick [1.7] |
Explanations in French |
9 chaise à porteurs [1.8] |
Updated on 2023/01/20 |