Entry | 1 voasary |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana iombonana iantsoana ireo karazam-boankazo salasalany, ny voany mavomena, ohatra ny totohondry ny habeny ary ny tsirony misy mamy misy marikivy |
Explanations in English |
4 [1.7] a lemon |
Explanations in French |
5 [1.8] orange 6 [1.196] (toute l'île) (de voa : fruit ; et sary : mis par abréviation de sarihangy : perle de corail). D'après Malzac : « Nom générique des Citronniers et des Citrons ». Surtout les diverses variétés et formes devenues spontanées de Citrus aurantifolia Swingle. A Tananarive, on l'emploie aussi pour les Orangers introduits et cultivés ; variétés de Citrus sinensis (L.) Osbeck (Rutaceae). Celles-ci ne deviennent jamais subspontanées et réclament des soins si l'on veut en obtenir de beaux fruits. |
Examples |
7 [2.69#80] halaintsika ireo voasary ireo, ry zoky. 8 [2.346] Raha ho any Namehana manantena hahita voasary. 9 [2.588] Ary sao mitady voasary hoatran' Ambohijanahary? |
Vocabulary |
10 Botany: fruit |
Elementary words | 11 voa, sary |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
Scientific name |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word voasary |
Quotes | 18 Texts mentioning voasary |
Anagrams | 19 sariavo, soaravy, voasary, voasira |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |