Entry | 1 maka am-bavany |
Elementary words | 2 maka, vava |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mamototra olona hotsaraina; manontany sy mamotopototra olona mba hahitana izay marina momba ny ady na raharaha iray |
Explanations in English |
5 [1.2] To cross-examine prisoners or accused persons. 6 [1.7] to question a suspect or a witness |
Explanations in French |
7 [1.8] interroger un détenu ou un témoin |
Updated on 2024/12/07 |