Entry | 1 famantarandrivotra |
Elementary words | 2 famantarana, rivotra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavatra ahodin' ny rivotra ka ahalalana ny hamafin' ny fitsokan' ny rivotra sy ny fiaviany, na avy atsimo na avy avaratra |
Explanations in English |
5 [1.2][famantaran-drivotra] A weather-cock. |
Vocabulary |
6 Instrument |
Updated on 2024/12/07 |