|
|
|
|

Entry (1/6)1  manina
Root  2  hanina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahatsiaro ny any lavitra ka malahelo te hahita, manembona: Manina ny any aminay aho izany
Explanations in English  5  [1.7] to long for, to regret; (instead of the passive verb, use mahamanina)
Explanations in French  6  [1.8] regretter, soupirer après (au lieu du passif on emploie mahamanina)
Examples  7  manina ny tanindrazana aho izany! [2.470]
8  Mba finoana velona eo amin' ny mpiantsambo rehetra koa fa izay efa nandia ny fiainan-dranomasina, tsy maintsy manina mandrakariva ny fidoboky ny onja. [2.471]
Vocabulary  9  Emotions
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Derivatives 
14  Active verbs :
Compound words 
Titles  17  Manina ()
Proverbs  18  Proverbs containing the word manina

Entry (2/6)19  manina
Root  20  ina
Part of speech  21  active verb
Explanations in English  22  [1.2] [Provincial] to command, to direct, to govern, to conduct, to manage. Chiefly used in speaking of the affairs of the kingdom.
Morphology 
23  Present :
24  Past :
25  Future :
26  Imperative :

Entry (3/6)27  manina
Part of speech  28  active verb
Explanations in Malagasy  29  [1.78] [Bara] manendry

Entry (4/6)30  manìna
Root  31  hanina
Part of speech  32  imperative of active verb manina [Full list]
Explanations in Malagasy  33  [1.1]

Entry (5/6)34  maninà
Root  35  ina
Part of speech  36  imperative of active verb manina [Full list]
Explanations in Malagasy  37  [1.1]

Entry (6/6)38  Manina
Elementary words  39  manina
Part of speech  40  name (short story title)
Vocabulary  41  Literature: short story
Author 
42  Tselatra
Text  43  - Veloma ihany, ry masoandro hilentika; masina, ry volana hisoka, fa ianareo no vaky andro tsinana alina ka mba hoperako hafatra amin-drahavana: lazao azy fa misento azy tsy hita aho ka manohoka aloka irery; ory havana hariva ka mivoady ny andro ho maraina. Laingo nosarahina aman-kazo aho, elatra nolaingosana amam-borona ka sady malazo no saraka amin'aina.

44  - Mitevy ala ny any atsinanana ka alin-kely manjepy ny aty andrefana: saron-javona antoandro ny any Ankaratra ka kamokamo tomefika ny aty Andringitra. Raha mahatsiaro ny any, misento mahalana ny aty. Sakanan-tany tsy hipaka mantsy, elanin'andro tsy hihaona, fa manindria fo tsy ho aiza, rahavako, fa andro maro no hananana ahy.


Anagrams  45 

Updated on 2025/01/21