Entry | 1 omby malia |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.62#824] omby ompiana tsy mba tazonina am-bala fa avela hiraoka an-kijana izay mazàna any amin'ny faritry ny aty ala |
Examples |
4 [2.643] omby malia fatratra ny filohany, ary nanandrify ahy. |
Elementary words | 5 omby, malia |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |