|
|
|
|

Entry1  mahomby
Root  2  omby
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Maharesy, mandresy: Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy
Ambinina, mahavoa tsara, mahazo vokatra tsara, misy vokany tsara: Nahomby ny zokiko tamin' ny fanadinana ~ Tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina
Mandaitra, afaka hanasitrana: Nahomby tokoa ny fanafody nomenao ahy fa vao nisotro eran' ny sotro aho dia nisinda ny aretin' andohako
(raha misy matoanteny eo aoriany): afaka hanao (asa iray) tsara: Tsy mahomby miasa tany izy
Tsara, vanona: Misaotra fa nahomby tokoa ny kilalaonareo, rankizy.
Explanations in English  5  [1.2] to be able to do something, to be able to effect
6  [1.7] to be able to do it; to succeed
Explanations in French  7  [1.8] être capable de faire une chose; réussir
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  mahasehaka, mahovoka
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word mahomby

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21