|
|
|
|

Entry1  antonona
Root  2  tonona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ampy: Antonona azy ve io vary io
Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana ~ Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany
Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao
Explanations in English  5  [1.2] suitable for; of a middling size; about the right thing, used of actions or things
Examples  6  Hotolorako vady antonona azy izy, sady tia azy no inoako koa fa tiany. [2.499]
7  Ny zohy betsaka teny an-tendrombohitra dia antonona tsara ho amin' izany. [1.38]
8  Mba hihinana tokoa ireny androany satria hanina antonona ny vavoniny no tazany. [2.470]
Proverbs  9  Proverbs containing the word antonona

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21