Entry | 1 ahombiazana |
Root | 2 omby |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in English |
5 [1.2] |
Explanations in French |
6 [1.3#463] quelqu'un qu’on peut égaler ou vaincre, dont on peut obtenir quelque chose, travail dont on peut venir à bout, qu’on peut supporter, qu’on peut satisfaire |
Examples |
7 Mijoro ho mpanome hevitra azo ahombiazana izy amin’izay [4.27] 8 Hita avy hatrany anefa fa ady tsy ahombiazana ilay natao [2.472] 9 ahombiazana amin’ ny zavatra rehetra ilaina io iehilahy io (On peut obtenir de cet homme tout ce dont on a besoin) [1.3] 10 Tsy ahombiazanao izany fahoriana izany (Vous ne pourrez supporter ces souffrances) [1.3] |
Morphology |
|
Other spellings | 15 ahombiasana |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/12 |