Entry | 1 mby |
Part of speech | 2 particule [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am-bavahady ny fahavalo ka miomana daholo ny vatan-dehilahy |
Explanations in English |
4 [1.7] at the point of |
Explanations in French |
5 [1.8] sur le point de |
Examples |
6 Rehefa mby tany an-trano, dia nanao izay hahaverivery dia ny sainy izy; [2.324] |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/10 |