Entry | 1 tongotra mby an-dakana |
Elementary words | 2 tongotra, mby, lakana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (tongotra efa ao anaty lakana) ka tsy azo averina intsony: enti-milaza zavatra efa natomboka natao ka tsy azo itsoahana intsony |
Explanations in English |
5 [1.7] your feet are already in the canoe: you are on your way now |
Explanations in French |
6 [1.8] vous avez les pieds dans la pirogue: vous voilà bien parti, vous ne pouvez plus reculer |
Examples |
7 Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [2.324] |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |