|
|
|
|

Entry1  lakana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika
4  Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1]
Explanations in English  5  a canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2]
6  a dugout canoe; any small boat [1.7]
Explanations in French  7  pirogue, petit bateau [1.8]
Examples  8  Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana. [2.470]
9  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
Vocabulary  10  Navigation
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word lakana
Quotes  22  Texts mentioning lakana
Illustrations 
23  24  25 
26 

Anagrams  27  kalana, lakana, lanaka, nalaka

Updated on 2023/06/16