|
|
|
|

Entry1  fandakana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina
Fitsipahana, izay matetika mariky ny tsy fitiavana ombampaniratsirana: Fandakana ray aman-dreny izany fihetsika izany
Fanoherana: Fandakana miharihary ny hevitro izany teninao izany
Root  4  lakana

Updated on 2024/12/11