Entry | 1 lakampiara |
Elementary words | 2 lakana, fiara |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Lakana lehibe maro natambatra, misy fanarenana azy raha atongilan' ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomasina 5 [1.13][lakam-piara] lakana misy tanany fanarenana |
Explanations in French |
6 [1.13] pirogue à balancier |
Examples |
7 Nony niandry ela kanefa tsy nahazo valiny izy dia lasa nandeha lakampiara nankany Bourbon ka tonga tany tamin'ny avrily. [2.508#] |
Vocabulary |
8 Transportation 9 Navigation |
Updated on 2023/06/16 |