|
|
|
|

Entry (1/2)1  lakan-drano
Elementary words  2  lakana, rano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina [1.1]
Explanations in French  5  canal [1.13]
Examples  6  Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo. [2.472#]
7  Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana. [2.113#]

Entry (2/2)8  lakan-drano
Part of speech  9  noun
Vocabulary  10  Biology
Explanations in Malagasy  11  ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina [1.1]
Synonyms  12  lakamosina, lakandamosina, lakandrano-damosina
Compound words 

Updated on 2023/06/17