|
|
|
|

Entry1  omby vositra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] omby efa namboarina tsy halain-taranaka mba hohatavezina fotsiny
Elementary words  4  omby, vositra

Updated on 2024/12/07