|
|
|
|

Entry1  milefona omby
Elementary words  2  milefona, omby
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fomba fianianana fahizay (vonoina ny zanak' omby ka manao velirano eo izay mianiana na izay mifanaiky, ka izay mivadika dia tsitsihina ho toy io zanak' omby io)
Explanations in French  5  [1.3] prêter serment de fidélité en agitant une lance dans les flancs d'un veau, dont on a mis la queue à la place de la tête, les pieds de derrière à la place des pieds de devant et vice-versa, et en prononçant les malédictions d'usage
Examples  6  No milefona omby ianareo roambinifolo lahy, ka tsy manangana andriana? [2.298]

Updated on 2023/09/08