Entry (1/2) | 1 reniomby |
Elementary words | 2 reny, omby |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.3] vache qui a vêlé |
Examples |
5 Folo ihany ny ombinay : efa-dahy ombilahy mpiasa ary ombi-vavy enina, ka ny efatra reniomby fa ny roa vao vantony. [2.332] 6 Ary fantaro avokoa izay reniomby amin' ireo omby arivo mitaiza ireo, sy izay reniny amin' ireto vadiko aman-janako ireto. [2.69] |
Vocabulary |
7 Zoology: mammals |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word reniomby |
Entry (2/2) | 13 reniomby |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in French |
15 [1.196] (de re : perçu ; et omby : boeuf ; nom de plusieurs plantes toxiques, que les boeufs évitent soigneusement). Ce sont surtout : [Betsileo]
(1) Rhaphispermum gerardioides Benth. (Orobanchaceae). Signalé par Descheemaeker. (2) Dialypetalum humbertianum E. Wimm. (Campanulaceae). Cette dernière riche en alcaloïdes non encore étudiée. Nom relevé en compagnie de M. Rakotoarisoa, pharmacien et maire d'Ambositra. |
Vocabulary |
16 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2024/12/08 |