Entry | 1 taranaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity Zaza natsangana mahazo mandova |
Explanations in French |
4 [1.54] génération, lignée |
Examples |
5 Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. [2.996] 6 Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny. [2.117#] 7 Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay! [2.298#] |
Vocabulary |
8 Relationships: family |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 18 Asondrotry ny taranaka (Ny Onja) |
Proverbs | 19 Proverbs containing the word taranaka |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |