|
|
|
|

Entry1  manaranaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandimby ny toetran' ny...: Manaranaka ny renibeny itý zaza itý
Miampita any amin' ny taranaka: Manaranaka ny aretina sasany
4  [1.13] mifindra amin'ny taranaka
Explanations in French  5  [1.13] héréditaire
Vocabulary  6  Biology
Root  7  taranaka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Anagrams  11  anakaraman, manaranaka, nanakarama

Updated on 2025/01/21