|
|
|
|

Entry (1/2)1  zana-tany
Elementary words  2  zanaka, tany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Taisaka] teraky ny foko eo an-toerana
5  [1.1] ny teraka tao amin' ny tany niaviany
Explanations in English  6  [1.7] a native of a country
Explanations in French  7  [1.8] natif d'un pays

Entry (2/2)8  zanatany
Elementary words  9  zanaka, tany
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Tany izay zanahin' ny tany iray hafa, izany hoe alainy an-keriny na ankafetsena ho eo ambany fifehezany ka mifamatotra aminy amin' ny lafiny maro: ara-barotra, ara-toe-karena, ara-tsaina
12  [1.13] tany niharan'ny fanjakazakan'ny firenena hafa noho ny hery tsy mitovy
Explanations in English  13  [1.7] a colony
Explanations in French  14  [1.8, 1.13] colonie

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21