Entry | 1 manjanaka |
Root | 2 zanaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza |
Explanations in English |
5 [1.7] to put money out at interest |
Explanations in French |
6 [1.3] prendre à intérêt 7 [1.8] prendre l'argent à intérêt |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 mañanjaka, mananjaka, manjanaka |
Updated on 2025/02/02 |