Entry | 1 mampanjanaka |
Root | 2 zanaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampisam-bola misy zanany; manao petra-bola misy zanany: Nampanjanaka vola telo arivo tamin' io taozava-pirenena io aho [1.1] |
Explanations in French |
5 Prêter à intérêt, placer à intérêt: Nampanjanaka ariary arivo tamin’ ny banky aho (J’ai placé mille piastres à intérêt à la banque) [1.3] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |