Entry | 1 kijanajanaka |
Root | 2 zanaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#490] Lalao ataon' ny ankizy amin' ny sariolona kely na saribakoly izay lazainy fa zanany, ka babeny sy trotroiny. Indraindray koa ilay sariolona kely na saribakoly mihitsy |
Explanations in French |
5 [1.3#329] poupée ou tout ce qui en tient lieu, que les enfants portent sur le dos |
Vocabulary |
6 Game |
Anagrams | 7 kijanajanaka, nikajakajana |
Updated on 2023/02/15 |