Entry | 1 kolontsaina |
Elementary words | 2 kolo, saina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fitambaran'ireo fomba sy filamatra entina hanabeazana ka zary fomba fisainana raikitra [1.13] 5 fitambaran' ny fomba amam-panao vokatry ny fandinihana sy fisainana ka iraisana sy ifampitaizana ary ifandovana ao amin' ny fiarahamonina: Azo amaritana fiarahamonina iray ny kolontsaina miaina sy iainany 6 fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalana vokatry ny fikatsaham-pivoarana sy fandrosoana [1.62#625] |
Explanations in French |
7 culture [1.13] |
Examples |
8 Dia izay no nisarahan' ireto kolontsaina roa ireto. [2.445#85] 9 ny fandaminana na ny fampandehanana ny sehatrasa samihafa misahana lalàna, toekarena, sosialy ary kolontsaina; [1.320] 10 Vokatry ny fisedrana amin' ny raharaham-pifidianana sy kolontsaina amin' ny rafitra demokratika izay manaiky ny faharesena sy miarahaba ny mpandresy izany. [4.27] 11 Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin'angano fotsiny tsy akory. [2.528] |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/28 |