Entry |
fisainana
(saina)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fieritreretana: Trano fisainana Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina [1.1]
|
Explanations in English | Thinking, reflection [1.7]
|
Explanations in French | La pensée, réflexion [1.8]
|
Examples |
1 | Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M.
[2.528]
|
2 | Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola!
[2.928]
|
3 | I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy.
[2.470]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs |
|