Entry | 1 votsa saina |
Elementary words | 2 votsa, saina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana [1.1] |
Explanations in English |
5 dull-witted [1.7] |
Explanations in French |
6 qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement [1.3] 7 bête, stupide [1.8] |
Examples |
8 Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [2.558] |
Synonyms | 9 donto saina |
Updated on 2023/05/25 |