Entry | 1 votsa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bara]
miadam-panao zavatra 4 [1.78] [Bezanozano] [vôtsa] milasilasy, miadana 5 [1.1] Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana Miadana: Votsa fandeha |
Explanations in English |
6 [1.7] clumsy, clownish |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] lent, lourd 8 [1.3] lambin 9 [1.8] malhabile, maladroit |
Examples |
10 Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy; [2.59] |
Derivatives |
|
Synonyms | 13 votsavotsa |
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word votsa |
Updated on 2025/01/21 |