|
|
|
|

Entry1  votsa vava
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra
Explanations in English  4  [1.7] slow of speech
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] qui traîne en parlant
6  [1.3] enfant tardif à parler
Examples  7  [2.558] Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro.
Elementary words  8  votsa, vava
Antonyms  9  maladyvava

Updated on 2024/12/12