Entry | havotsana (votsa) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany [1.1] | |
Explanations in French | Lenteur, lourdeur [1.3] | |
Synonyms | fahavotsana | |
Anagrams | havotsana, tsovahana |
Updated on 2023/01/20 |