Entry | 1 manan-tsaina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] afaka hahatakatra hevitra mora foana; na mora mahay zavatra ianarana |
Examples |
4 [1.38] Olona manantsaina sy fahazotoana no tadiavina ho amin' izany raharaha izany. 5 [2.996] Aoka hihaino ny hendry, dia hitombo fahalalana izy; ary ny manantsaina, hahalala torohevitra feno fahamalinana, |
Elementary words | 6 manana, saina |
Analogs | 7 malady saina, kinga saina, haingan-tsaina, matsilo saina, mahira-tsaina, malala-tsaina, lava oroanana, marani-tsaina, mato-tsaina, manam-panahy, tangolo-tsopaka, lalin-tsaina |
Anagrams | 8 amintsanana, anamantsina, manan-tsaina, masin-tanana |
Updated on 2025/03/04 |
![]() |