Entry | 1 fisaina |
Root | 2 saina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina misaina, mihevitra: Ny fisainako tsy fisainanareo [1.1] |
Explanations in French |
5 manière de penser, de réfléchir [1.3#560] |
Examples |
6 Fanagasiana ny fomba fisaina sy ny maha-olona. [2.503#] 7 Ny tanàn-dehibe koa no tena mpanabe mivantana amin'ny fomba fiaina sy fomba fisaina vaovao. [2.606#] 8 Tsy mba nahazo io anjara lova io kosa ny mpiasa mafy ady, tsy manana fiteny na fisaina momba izany izy. [1.369#] |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word fisaina |
Anagrams | 10 fanisia, fisaina, fisiana |
Updated on 2023/01/20 |