Entry (1/2) | 1 mimpody |
Root | 2 ody |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka, Tanosy]
miverina 5 [1.1] Miverina amin' ny toerana nielana |
Explanations in English |
6 [1.7] to return to its original state |
Explanations in French |
7 [1.8] revenir à son premier état |
Examples |
8 Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika. [2.293] 9 Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [2.324] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 mimpody |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Tambahoaka]
maty |
Updated on 2024/12/11 |