|
|
|
|

Entry (1/2)1  ody
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka] fodiana
4  [1.78] [Tanala] fanafody, ody, sampy, tapakazo na zavatra hamasinina
5  [1.1] Tapa-kazo na zavatra hafa, toy ny vakana, eken' ny olona sasany ho manankery hitondra soa na hisakana loza rehefa tokavina: Finoanoam-poana ny mankamasina ny ody
Zavatra entina manasitrana, fanafody (izay tsy inona fa "fanafana ody" no niaviany): Ody folaka mahomby ny tsimpimpina
Explanations in English  6  [1.2, 1.7] a charm
7  [1.2, 1.7] a medicine
8  [1.7] a fetish; medicine for a given complaint, as: ody hatina, ody fitia
Explanations in French  9  [1.3, 1.5] amulette, remède
10  [1.3, 1.5] charme
11  [1.3] sorcellerie, préservatif
12  [1.8] fétiche; médicament; médicament pour une certaine maladie, comme: ody hatina, ody fitia
13  [1.196] (on écrit aody sur la côte Est et aoly sur le côte Ouest et dans le Sud). Deux sens contradictoires (toute la conception malgache de l'univers repose ainsi sur la contradiction, la dialectique).
  • Préparations ayant une charge magique, censées susceptibles de provoquer la maladie, Voir *e même la mort de quelqu'un ; par extension : sortilège.
  • Remède à de tels sortilèges. On dit aussi plus explicitement, dans ce dernier cas : fanaf'ody ou [fanafody].
Les ody favorables : charmes, talismans protecteurs, amulettes, comportaient le plus souvent des éléments provenant de l'attirail des idoles royales ou sampy. Chaque année, au mois d'alakaosy, on changeait cet attirail. Tout l'ancien matériel servait à faire des ody, fanidy, etc. C'était aussi la ressource essentielle des mpitahiry ou prêtres des idoles royales.
Examples  14  fa izao teny izao no ody basy, izao no tanjaka sy rehareha! [2.298]
15  ny harena alainy, nefa ny ody alahelo tsy misy izay azonao hatao. [2.59]
Vocabulary  16  Health
17  Religions, Beliefs
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Names :
Synonyms  22  aody, aoly, oly
Compound words 
Phytonyms 
Titles  52  Les Amulettes malgaches : Ody et Sampy (Renel Charles)
Proverbs  53  Proverbs containing the word ody
Article  54  Randzavola: ody ao amin' ny Baiboly (=> sikidy)

Entry (2/2)55  ody
Part of speech  56  noun
Explanations in Malagasy  57  [1.1] Tsy fampiasa mandeha irery, fa ny hevitra mety hananany amin' ireo sampanteny dia: a) fiverenana any amin' ny tanàna na trano onenana na any amin' ny tany niaviana; b) fisehoana ho manana toetra na ho manao asa eo imason' ny olona nefa tsy marina
Explanations in French  58  [1.3]
59  [1.5] retour
Derivatives 
60  Active verbs :
61  Passive verbs :
62  Names :

Anagrams  63 

Updated on 2025/01/21