|
|
|
|

Entry (1/2)1  fodiana (ody)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiverenana any an-tanàna na any an-trano onenana: Amin' ny efatra no fodian' ny mpianatra madinika 4  Fisehoana ho manao zavatra, asa, na ho manana toetra toy izao na toy izao eo imason' ny olona nefa tsy marina: Fodiana marary no nahafahany tamin' ny sazy [1.1]
Explanations in English  5  a returning ; a pretense [1.7]
Explanations in French  6  Là où l’on retourne, domicile où l’on revient habituellement 7  Le retour, là où l’on revient, chez qui l’on retourne, l’action de faire semblant de, de devenir, de changer [1.3#177#456]8  lieu où l'on retourne, action de retourner [1.8]
Examples  9  Mbola voatery hanela ny fodiana ny Governoran' Ambositra. [2.270#]
10  Tsy maintsy nomaniko koa ny fodiana, na ho afaka na tsy ho afaka. [2.356#]
Proverbs  11  Proverbs containing the word fodiana

Entry (2/2)12  fodiana
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  fitokanana [Taimoro] [1.78]

Anagrams  15  andafio, doafina, fodiana

Updated on 2024/02/16