|
|
|
|

Entry1  miverina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao?
tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e!
mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela!
mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy
manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany!
miherina: Miverina indray ity ny lohataona!
mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana
Explanations in French  4  [1.3] revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit
Examples  5  [1.3] niverin-dalana izy (il a rebroussé chemin)
6  [1.3] tsy mbola niverina izy (il n’est pas encore revenu)
Root  7  verina
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  manangatra, manody, mifotitra, mimpody, mitampody, mody
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word miverina

Updated on 2024/12/24