Entry | 1 varotra tsy miverim-bodiondry |
Elementary words | 2 varotra, tsy, miverina, vodiondry |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 varotra entana nanomezana vola mialoha ho fandraiketam-barotra, ka raha tahiny tsy raikitra ny varotra any aoriana, dia lany maina iny vola iny fa tsy averin' ilay olona tompon' entana intsony [1.1] |
Updated on 2023/05/23 |